par Dir Com | Août 4, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Miditra an-tsehatra androany 4 aogositra 2025 ny tanora malagasy izay mandray anjara amin’ny fihaonana an-tampon’ny Antenimieran’ny Tanora eto amin’ny Ranomasimbe Indianina. Misolo tena an’i Madagasikara amin’izany i Andriamanana Kaliana Larantsoa sy...
par Dir Com | Août 4, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le 4 août 2025, les jeunes malgaches ont pris part à la rencontre de haut niveau du Parlement des Jeunes de la région de l’Océan Indien. Cette rencontre constitue une occasion importante pour Madagascar, représenté par Andriamanana Kaliana Larantsoa et Rajaonson Aiky...
par Dir Com | Août 4, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny zoma 1 aogositra 2025, tao Mahajanga, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana ara-panatanjahantena ho an’ny mpiasam-panjakana, ASIEF 2025. Minisitra mpikambana eo amin’ny governemanta maro no tonga nanotrona izany lanonam-panokafana izany....
par Dir Com | Août 4, 2025 | Francais, Francais tout, Mjs actualité a la une
Le vendredi 1er août 2025, à Mahajanga, a eu lieu l’ouverture officielle de la compétition sportive dédiée aux fonctionnaires, l’ASIEF 2025. Cet événement a été marqué par la présence de plusieurs ministres et responsables gouvernementaux. Pour le...
par Dir Com | Août 1, 2025 | Malagasy, Malagasy rehetra
Ny 31 Jolay 2025, tetsy amin’ny Carlton Anosy, no nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa famolavolana ny paikady nasionaly ho an’ny fiovam-pihetsika sy ara-piarahamonina. Nanotrona izany, Ramatoa Arlette Rahajarijaona, tale jeneraly misahana ny tanora sy...