par celcom | Déc 28, 2021 | Jeunesse
Nandritra ny fankalazana ny Andro Iraisam-pirenena hoan’ny Filatsahana An-tsitrapo, ny 05 Desambra 2021, ny fikambanana One Way for Change dia nikarakara ny hetsika « Award Day », izay fotoana iray fanomezandanja ny ezaka natao sy fankasitrahana ireo mpilatsaka...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Notontosaina nandritra ny 03 andro izay niantomboka ny 01 Desambra 2021 ka hatramin’ny androany 03 desambra 2021 ny atrik’asa izay nijerena ny zava-bita sy hanatsarana ny serasera ho amin’ny fampivoarana ara-pitondratena sy ara-piarahamonina izay...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Misy ny fihaonan’ireo Solombavam-bahoakan’i Madagasikara amin’ireo mpikambana ao amin’ny Governemanta izay tarihin’ny Praiminisitra, Andriamatoa Christian NTSAY nanomboka omaly 02 Desambra 2021 sy ny 03 Desambra 2021. Mandritra izany roa...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Nanomboka ny taona 2017 i Madagasikara no niatrika voalohany ny Fihaonana antampon’ny YouthConnekt Africa. Hatramin’izao dia miezaka sy tsy mikely soroka ny fitondram-panjakana malagasy sy ireo mpiara-miombon’antoka mikatsaka mandrankariva ny fomba...
par celcom | Déc 27, 2021 | Jeunesse
Tanora miisa 310 ao amin’ny renivohi-paritr’i Diana no misitraka fampiofanana « Informatique » izay karakarain’ny Conseil Communal de la Jeunesse Antsiranana. Tonga nijery ifotony izany ny mpikambana amin’ny Kabinetran’ny Minisitra...