par celcom | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Manan-talenta sy fahaizana amin’ny lafiny maro ny Tanora Malagasy ary mamiratra hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena. Ho amin’ny fahafahana misehatra eo amin’ny iraisam-pirenena dia tsy maintsy ampahafantarina avokoa ary ampitoviana ny...
par celcom | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Nitsidika ara-pomba fanajana ny Filohan’ny Antenimierampirenena Christine RAZANAMAHASOA ny Minisitra lefitra misahana ny Tanora Juliana Ratovoson omaly ka nidinika ny mahakasika ny Parlement National des Jeunes. Hisy araka izany fifanaraham-piaraha miasa na...
par celcom | Jan 4, 2022 | Jeunesse
Ny fiovaovan’ny toetrandro sy ny fahasimban’ny tontolo iainana no olana goavana atrehin’ny zanak’olombelona amin’izao vanim-potoana iainantsika izao. Mbola eo ihany koa ny kolikoly izay mahakasika ny toeram-piseharana rehetra ary tsy misy...
par celcom | Jan 3, 2022 | Celcom
FANTATRAO VE NY YouthConnekt? Iray amin’ireo fandaharanasan’ny Ministère de la Jeunesse et des Sports entina mampiroborobo ny sehatry ny Fandraharahana ho an’ny Tanora ny YouthConnekt. Araho anatin’ity horonantsary fanadihadiana ity ny fintina...
par celcom | Déc 28, 2021 | Jeunesse
Tontosaina manomboka androany Alatsinainy 06 Desambra 2021 ka tsy hifarana rahatsy ny Alahady 12 Desambra 2021 ny fampiofanana ireo Tanora 18 ka hatramin’ny 35 taona, miisa 30 mahakasika ny FANDRAHARAHANA ARA-TSAKAFO izay tanterahina ao antampo-tananan’i...