Fiarahabàna ny Praiminisitra sy Ramatoa vadiny

Fiarahabàna ny Praiminisitra sy Ramatoa vadiny

Tonga niarahaba ny Praiminisitra, Andriamatoa Ntsay Christian, sy Ramatoa vadiny, nahatratra ny taona vaovao 2022 ireo mpikambana rehetra ao amin’ny governemanta Malagasy, androany maraina. Ny minisitry ny Fiarovam-pirenena no nitondra ny teny firarian-tsoa tamin’ny...
FAMPANANAN’ ASA HO AN’NY TANORA

FAMPANANAN’ ASA HO AN’NY TANORA

Kaominina 4 tato anatin’ny Distrikan’ Ambatondrazaka no notsidihin-dRamatoa Vice- Ministre misahana ny tanora omaly. Ny tao amin’ny Kaominina Ambandrika, Kaominina Ambohidava fokonkany Andranomena, Kaominina Ambatosoratra, ary Kaominina...