Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra

Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra.

MARCHE BLANCHE “Andraso aloha, aleo aho hiteny“
Ho fiaraha-mientan’ireo rehetra mpisehatra amin’ny fahasalaman’ny zatovo sy tanora ary ho fanamafisana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizivavy dia hisy ny hetsika iombonana eny Itaosy ny 17 oktobra ho avy izao.
Tanjona dia ho fampahatsihahivana ny fiarahamonina sy ny tompon’andraikitra rehetra fa ny fanomezan-danja ny ankizivavy amin’ny fitaizana sy fikoloana ny fahasalaman’izy ireo dia anisany anjara biriky lehibe hiadivana amin’ny fahantrana.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...