Ady atao amin’ny kere: Nitondra ny anjara birikiny ny Ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena

Tsy afa-misaraka amin’ny fampandraisana andraikitra ny tanora ny fampandrosoana ny firenena.

Noho izany nandroso vahaolana amin’ny ady atao amin’ny tsy fanjariana ara-tsakafo aty atsimo ny Minisiteran’ny tanora sy ny fanatanjahantena izay tantanin’Atoa TINOKA Roberto nampiditra ato anatin’ny fandaharan’asa « Pole-emploi jeune  » ny fambolena balahazo(mangahazo) sy ny famadihana izany ho GARI, izay sakafo ara-pahasalamana sy be otrikaina.

Velaran-tany mirefy 9 Ha ao amin’ny Kaominina Maroaloke, Antaritarike sy Talaky-bas no ho volen’ny tanora balahazo. Hisy fampitaovana milina hoan’ireo kaominina ireo hahafahana mamadika ny vokatra azo ary hanamparitahana an’izany manerana an’i Madagasikara.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...