Vaovao samihafa

‎Notanterahana ny 23 desambra 2025 teny amin'ny QG Tanora, Ankorondrano, ny fivoriana voalohany izay mahakasika ny fanavaozana ny politika nasionalin’ny
Tontosa ny Alatsinainy 22 Desambra 2025 tao amin’ny QG Tanora Ankorondrano ny fanolorana fitaovana nomerika ho an’ny Ivoterana D-CLIC, natolotry
Niteraka fahombiazana ny ezaka sy risi-po nanan'ireo tanora atleta malagasy niatrika ny fifaninana iraisam-pirenena samihafa. Tsara ny vokatra tato anatin'ny
‎Tontosa soa aman-tsara ny 16 Desambra 2025, tao amin'ny Hôtel Calypso, Toamasina, ny fivorian’ny 4ᵉ Réunion du Comité Mahasaky 2025.
Nanomboka ny alatsinainy 15 desambra 2025 ny fifanatrehana eo amin’ireo mpikabana eo anivon’ny Governemanta izay tarihan’ny Praiminisitra Herintsalama RAJAONARIVELO sy
Tontosa teny amin’ny anjerimanontolo Ankatso ny talata 9 desambra 2025 teo ny fifanankalozan-kevitra niarahana tamin’ireo tanora izay nokarakarain’ny Oniversiten’Antananarivo sy
Noraisin’ny Filohan’ny Fanavaozana ny Repoblika, ny Kolonely Michaël RANDRIANIRINA, niaraka tamin’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa Alain Désiré
Notanterahana tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina, ny zoma 5 desambra ka hatramin’ny Alahady 07 Desambra, ny FIBA 3x3 Africa Cup
‎Noraisin' ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, RASAMBANY Alain Désiré, ny zoma 5 desambra 2025, ny ekipam-pirenena ANKOAY. Nitsodrano
Tanora 79 no kendrena ho tonga mpandrahara matianina amin'ny fanodianana ny vokatra an-dranomasina tao Toliara Naseho ny maha-zava-dehibe ny fanombohana