MINISTÈRE DE LA JEUNESSE

ET DES SPORTS

FLASH

FANANGANAN-TSAINA VOALOHANY NIARAHANA TAMIN’NY MINISITRA VAOVAO

Tanteraka ny Alatsinainy 26 Aogositra 2024 ny fananganan-tsaina voalohany teto anivon’ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tao aorian’ny nitsanganan’ny Governemanta vaovao sy ny nandraisan’Andriamatoa MARSON MOUSTAPHA Abdulah toerany amin’ny maha Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena azy.
Nandritry ny fandraisam-pitenenana izay nataon’Andriamatoa Minisitra no nanambarany fa mila miasa tsara sy miray hina ny tsirairay ho fahombiazan’ny Ministera sy ny tanora ary ny fanatanjahantena malagasy. Nirary soa ny mpiara-miasa rehetra izy ary nanamafy fa misokatra ho an’ny rehetra ny varavarany, ary vonona ny hiara-hiasa amin’ny rehetra izy.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

LA JEUNESSE GARANT DE LA PAIX ET DU PROGRÈS

LA JEUNESSE GARANT DE LA PAIX ET DU PROGRÈS

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...