MENABE : FITSIDIHANA NY FITALEOVAM-PARITRY NY TARONA SY NY FANATANJAHANTENA.

Tonga nitsidika ny fitaleovam-paritry ny tanora sy ny fanatanjahantena ao Menabe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel sy ny mpiara-miasa eo anivon’ny ministera foibe.

Nandritra izao fandalovany izao dia nitafatafa tamin’ireo mpiara-miasa tao an-toerana ny tenany ary nanolotra solosaina (ordinateurs) ho an’ny fitaleovam-paritra mba ahafahana manatsara ny asa ataon’izy ireo.

Teo am-pamaranana dia nijery ny efitrano lehibe ao amin’ny biraon’ fitaleovam-paritra izay mila fanamboarana ary nijery ny kianja baskety izay efa vita tanteraka.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...