TAHALA RARIHASINA : FAMPIRANTIANA NY TANTARAN’NY RUGBY GASY

Hisy ny hetsika fampirantiana ny tantaran’ny RUGBY GASY izay tanterahina manomboka ny 16 Septambra hatramin’ny 26 Novambra 2021.Hetsika eo  ambany fiahian’ny Minisitry ny tanora sy ny fanatanjahantena, Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, sy Andriamatoa  Christophe BOUCHARD, Ambasadaorin’ny Frantsa eto Madagasikara,  izy ireo izay tonga nanokatra tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika fampirantiana momban’ny Rugby Gasy tao amin’ny Tahala Rarihasina androany.

Tanjona amin’izao fampiratiana izao ny hampihenana ny tsy fitoviana eo amin’ny lehilahy sy ny vehivavy amin’ny alalan’ny taranja rugby.

Nandritra ny fandraisam-pitenenan’Andriamatoa Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, dia naneho ny fankasitrahany ho an’ny masoivoho Frantsay eto Madagasikara sy ireo nitoto nahafotsy nahandro nahamasaka izao hetsika izao ny tenany, ary nambarany fa ny fiaraha-miasa toy izao dia anisany mampandroso ny tontolon’ny Fanatanjahantena.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...