JUDO : FIADIANA NY HO TOMPON- DAKAN’I AFRIKA SY MANERAN-TANY

Handray anjara amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika  izay hanomboka amin’ny Alakamisy 20 May 2021 ka hatramin’ny Alahady 23 May 2021 ao Dakar, Sénégal ny taranja Judo izay ahitana mpikatroka 5 mianadahy.

  • Mireille Andriamifehy/ -52kg,
  • Narindra Rakotovao/ -57kg,
  • Aina Laura Rasoanaivo Razafy/-63kg
  • Damiella Nomenjanahary/-63Kg
  • Fetra Ratsimiziva, -81Kg

Randriamasinoro Mamy Herilalaina no mpanazatra miaraka amin’izy ireo ary Ramatoa Domoinanirina Vololoniaina no mitarika ny delegasionina.

Marihina fa rehefa vita ny fifaninanana ao Sénégal  dia hitodi-doha any Hongria i Fetra, Laura ary Damiella handray anjara amin’ny fiadiana  ny tompon-daka maneran-tany any Budapest ny 6 ka hatramin’ny 13 Jona 2021.

Mialoha ny fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika io no hanatanterahana  ny fifidianana izay ho filohan’ny UAJ ny faha 18 May 2021, ka anisan’ny mifaninana amin’izany i Madagasikara amin’ny alalan’ny filohan’ny federasiona Malagasy ny Judo, Atoa Siteny RANDRIANASOLONIAIKO.

Alefa Judo Malagasy

Alefa Madagasikara

JUDO: CHAMPIONNAT D’ AFRIQUE ET CHAMPIONNAT DU MONDE.

Madagascar participera au Championnat d’Afrique de Judo qui se déroulera à partir de jeudi 20 mai 2021 au dimanche 23 mai 2021 à Dakar, au Sénégal avec 5 combattants accompagnés de leur entraîneur Randriamasinoro Mamy Herilalaina.

La délégation sera conduite par Madame Domoinanirina Vololoniaina.

  • Mireille Andriamifehy / -52kg,
  • Narindra Rakotovao / -57kg,
  • Aina Laura Rasoanaivo Razafy / -63kg
  • Damiella Nomenjanahary / -63Kg
  • Fetra Ratsimiziva, -81Kg

Après ce championnat d’Afrique au Sénégal, Fetra, Laura et Damiella se rendront en Hongrie pour participer au  Championnat du monde à Budapest le 6 au 13 juin 2021.

Avant le Championnat d’Afrique, l’élection du président  de l’Union Africaine  de Judo aura lieu le 18 mai 2021 auquel Madagascar est candidat  par le biais du  président de la Fédération Malagasy de Judo, Monsieur Siteny RANDRIANASOLONIAIKO.

Alefa judo Malagasy

Alefa Madagasikara

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...