Tonga nijery ny fizotrin’ny asa fanamboarana ny kianja manarapenitra ao amin’ny fokontany Ambohimitsinjo, commune ambonivohitra Antsiranana, distrika Antsiranana I ny delegasiona avy ao amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena izay notarihan’i Ramatoa Juliana Ratovoson ny alarobia 10 martsa 2021.
Kianja manarapenitra mahazaka mpijery 6000 ity fotodrafitr’asa vaovao ity. Miroso ara-dalàna ny asa ary efa eo andalam-pahavitana izany ankehitriny.
STADE MANARAMPENITRA ANTSIRANANA
Une délégation du Ministère de la Jeunesse et des Sports conduite par Madame Julianna RATOVOSON Directeur Général de la jeunesse a effectué́ une visite pour suivre l’évolution des travaux de construction dans le nouveau stade à Ambohimitsinjo district Antsiranana I.
La construction de ce stade qui pourrait accueillir 6000 spectateurs avance à grand pas.