Fankalazana ny andro iraisam- pirenena ho an’ny faritra ny 26-27-28 novambra 2020 .Ity no natao dia fanomezan-danja ny faritra ho amin’ny fampandrosoana amin’ny alalan’ny fahaiza-manaony sy ny mahaizy azy. Ny hetsika dia natomboka teto Analamanga ary hotohizana manerana ny faritra rehetra eto Madagasikara, ary hohezahina atao indroa isan-taona araka ny voalazan’ny Praiminisitra.Ny tanjona amin’izao hetsika izao dia ho fampiroboroboana ny faritra; fampahafantarana ireo lalam-barotra misy eo an- toerana;fampivelarana ny fiaraha-miasa eo amin’ny mpiara-miombon’antoka;fampirisihana ireo mpandraharaha.Ny Ministeran’ny tanona sy fanatanjahantena dia nandray anjara tamin’izao hetsika izao tamin’ny alalan’ny trano eva ,hetsika ara-koltoraly,atrik’asa nentina nampisehoana ny vokatra azon’ny tanora jifaina eo amin’ny lafiny fahasalamana ara- pananahana,ny fadriampahalemana, ary indrindra ny alavoly izay antoka ho amin’ny fampandrosoana.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







