Atleta 3 mpikatroka ny taranja « Judo » avy amin’ny ligy Atsinanana no voaantso handrafitra ny ekipa nasionaly. Hiatrika ny fampivondronana miaraka (stage bloqué) ao amin’ny lapan’ny fanatanjahantena Mahamasina izy ireo ,mialohan’ny fiadiana ny tompon-dakan’i Afrika amin’ity taranja ity,izay hotanterahina ny 17 hatramin’ny 20 Desambra 2020 eto Antananarivo.Nitso-drano azy ireo ny tompon’andraikitry ny tanora sy ny fanatanjahantena avy eto amin’ny faritra Antsinanana
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







