AMBIANCE DU QUARTIER : Fialambolin’ireo tanora Andamboly AMBOVOMBE

Zava-dehibe eo amin’ny fiainan’ny tanora ny Fialamboly. Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,izay tarihin’Atoa Minisitra TINOKA Roberto dia mitrandraka sy mampiroborobo ny tontolon’ny fialambolin’ny tanora eny anivon’ireny ivon-toerana ho an’ny tanora ireny na ny antsoina hoe « centre des jeunes ».Raha ny eto amin’ny Fokontany Andaboly Kaominina Ambovombe dia « Ambiance du Quartier » no iantson’izy ireo an’ity hetsika ity,izay mampivondrona ireo tanora tsy an-kanavaka,ary tsy mifidy saranga.Samy nampiseho ny talentany avokoa ireo rehetra tonga teto