Faritra Analamanga:Nahazo tanora Junior Reporters Clubs

Taorinan’ny fiofanana izay nomena nandritran’ny 4 andro misesy, dia miisa 30 mianadahy ireo tanora handrafitra ny Junior Reporters clubs ato amin’ny Faritra Analamanga.Ny tanjona dia ny hampiroboroboana ny fahafaha-miteny sy fandraisana anjaran’ny zatovo sy ny tanora eo amin’ny manodidina azy sy manerana ny Nosy.Tsara ho fantatra fa fandaharanasan’ny Ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena sy ny UNICEF ny Junior Reporters clubs.Misy araka izany ny fiaraha-miasa amin’ireo haino aman-jery tahaka ny efa fanao.

Ity andiany ity dia hiavaka satria iarahana miasa amin’ny Studio Sifaka mba ahafahana mampanjaka ny fandriampahalemana amin’ny alalan’ny feon’ny tanora. Aorian’ny fiofanana dia hamokatra fandaharana ireo Junior Reporters Clubs ireo mba hisian’ny fiovam-pihetska miabo sy ny fiovana eny anivon’ny fiarahamonina.

Autre Articles

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul

Conférence ministérielle de Banjul : le Ministre de la Jeunesse et des Sports réaffirme l’engagement de Madagascar pour une gouvernance sportive exemplaire Sous l’égide de l’UNESCO Anti-Dopage, de l’USADA, de la WADA et de l’Union Africaine (UA), la conférence...

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La jeunesse garant de la paix et du progrès

La 4e édition de la Conférence Ministérielle de Haut Niveau sur la Paix et la Stabilité des Jeunes dans les pays insulaires du COMESA aura lieu à Madagascar du 03 au 06 décembre 2024. Madame RAHARIJAONA Arlette, Directeur Général de la Jeunesse au sein du Ministère de...