Ho fampiharana ny paik’ady vaovao hitsinjovana ireo tanora, izay napetraky ny Minisitry ny tanora sy fanatanjahantena,Atoa TINOKA Roberto, dia manatanteraka fidinana ifotony aty amin’ny Faritra Androy ny delegasiona izay tarihin’ny Ramatoa Tale Jeneraly misahana ny Tanora, ho fanomezana tosika ireo Taniketsan’ny tanora mpandraharaha, ny alarobia 21 oktobra 2020 . Nisy ny fihaonana savaranonando sy fampahafantarana ireo drafitrasa natao niaraka tamin’ ny fitaleavam-paritra taty an-toerana.Taorinan’izay dia nihaona mivantana tamin’Atoa Governora sy tamin’ireo manam-pahefana isan-tsokajiny ireto iraky ny ministeran’ny tanora sy ny fanatanjahantena ireto.
Diplomasia ara-panatanjahantena: Minisitra Marson Moustapha Abdulah tao amin’ny Foara Fanatanjahantena Iraisam-pirenena tany Ejipta
Le Ministre de la Jeunesse et des Sports de Madagascar, Marson Moustapha Abdulah, a honoré de sa présence l’ouverture du Salon International du Sport en Égypte, c'était hier matin en présence du Premier Ministre égyptien, Moustapha Madbouli, et du Ministre...







