Daily Archives: 12 février 2021

FARITRA IHOROMBE: KIANJA MANARAPENITRA SY KIANJA MITAFO VAOVAO.

Ao anatin’ny fanatanterahana ny velirano nampanantenain’ny Filoham-pirenena eo amin’ny sehatry ny tanora sy ny fanatanjahantena dia tonga nitsidika ny asa fananganana ny kianja manarapenitra ao Antanambao Ihosy ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto, ny alakamisy 11 febroary 2021.

FIFANARAHANA IRAISAM-PIRENENA ENTINA HANOHERANA NY  » DOPAGE » AO ANATIN’NY SEHATRY NY FANATANJAHANTENA. FIHAONANA VIRTOALY MIKASIKA NY TATITRA : ADLOGIC DES PLATEFORMES NATIONALES DE CONFORMITÉ DES ETATS PARTIES.

Tontosa ny 09 febroary 2021 ny fihaonambe fakan-kevitra virtoaly izay natao ho fampiharana ny fanarahan-dalàna ireo mpikambana ao anatin’ny fifanarahana iraisam-pirenena momba ny  » Dopage » mandritra ny fanatanjahantena.