Daily Archives: 15 octobre 2020

Ny Ministeran’ny Tanora sy ny Fanatanjahan-tena sy ny UNFPA

Noho ny fangatahan’ireo tanora te handray hanjara dia hitarina hatramin’ny alatsinainy 19 oktobra ny farany fanaterana ny dossier eny amin’ireo Biraon’ny Talem-paritry Tanora sy ny Fanatanjahantena.
Mankasitraka indrindra.

Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra

Andro iraisam-pirenena ho an’ny zatovovavy 11 oktobra 2020 sy Andro iraisam-pirenena entina manafoana ny fahantrana 17 oktobra.

MARCHE BLANCHE “Andraso aloha, aleo aho hiteny“
Ho fiaraha-mientan’ireo rehetra mpisehatra amin’ny fahasalaman’ny zatovo sy tanora ary ho fanamafisana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny ankizivavy dia hisy ny hetsika iombonana eny Itaosy ny 17 oktobra ho avy izao.