Fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Judo andiany faha 41″ izay hotanterahina ao amin’ny lapan’ny kolontsaina sy fanatanjahantena Mahamasina ny 17 hatramin’ny 20 desambra 2020 izao.
La 41ème édition du championnat d’Afrique de Judo aura lieu au Palais des Sports et de la Culture Mahamasina le 17 au 20 décembre 2020.