par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Araky ny toromarika avy amin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA dia tonga nidina ifotony any an-toerana ireo ekipan’ny Ministera izay notarihan’ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, hijery ny fikarakarana...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Nandray avy hatrany ireo mpanazatra matihanina avy any Chine izay notarihan’ny « Chargé d’Affaires » eo anivon’ny Masoivohon’i Chine miasa sy monina eto Madagasikara ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA,...
par Dir Com | Juil 21, 2023 | Dircom
Nigadona ny 11 jolay eto Antananarivo, ireo mpanazatra matihanina avy any Chine nafaran’ny fitondram-panjakana manokana izay tafiditra amin’ny fiaraha-miasa ara-teknika eo amin’ny firenena Sinoa-Malagasy. Taranja miisa efatra (4) no hisitraka izany...
par Dir Com | Juil 10, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 9 jolay 2023 tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny lalao famaranana ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara tamin’ny fifaninanana Orange Pro League 2023. Ny Fosa Juniors FC avy any Mahajanga no nandrombaka ny amboara...
par Dir Com | Juil 10, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 7 Jolay 2023 tao amin’ny kianja Barea Mahamasina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny hetsika Youth Corner izay karakarain’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena. Aharitra 2 andro, ny 7 sy 8 Jolay ny hetsika ary...