par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Ho fanomanana ny Lalaon’ny Nosy andiany faha 11 dia tonga teny amin’ny Hôtel Mada Espace By Pass ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA no sady Minisitra mpiahy ny taranja Boxe sy ny taranja Cyclisme niaraka...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika ara-pomba fanajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny 26 jolay 2023 teo, ny solontena avy amin’ny EISA izay notarihan’Andriamatoa Valdiodio NDYAIE. Nandritra ny fihaonana no nandinihina sy nanaovana fifanakalozan-kevitra...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny 26 jolay 2023 ireo tanora skoto 15 lahy izay hisolontena an’i Madagasikara mandritra ny fihaonamben’ny Skoto na Jamboree skoto maneran-tany andiany faha 25...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba am-panajana an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA ny solotenan’ny UNFPA miasa sy monina eto Madagasikara, Ramatoa Josiane Yaguibou, ny 26 jolay 2023. Voaresaka nandritra izany ny fanohanana hoentin’izy ireo...
par Dir Com | Juil 28, 2023 | Dircom
Tontosa ny 26 jolay 2023 tao amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny fanaovan-tsonia fiaraha-miasa tamin’ny Komity mpikarakara ny Lalaon’ny Nosy (COJI), izay tarihan’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA sy ireo orinasa mpanohana ny...