FOOTBALL FOR SCHOOLS

FOOTBALL FOR SCHOOLS

Notanterahana ny 8 jona 2023 ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Football For Schools » izay fampihofanana ho lasa mpanazatra mpanabe na « Coach- Éducateur » ny baolina kitra an-tsekoly izay karakarain’ny FIFA sy ny Federasionina Malagasy...
BODYBUILDING: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

BODYBUILDING: FIADIANA NY TOMPONDAKAN’I MADAGASIKARA

Tontosa ny 03 Jona 2023 ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Bodybuilding, izay notanterahana teny amin’ny Mining Business Center, Ivato Tonga nanome voninahitra izany fifaninanana izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
TETIKASA YOUTH PEACE INITIATIVE

TETIKASA YOUTH PEACE INITIATIVE

Nandray ireo solontena avy amin’ny firenena mikambana (Nations-Unies), ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 02 jona 2023. Voaresaka nandritra izany ny mety ho endrika fiaraha miasa hisy eo anivon’ny...