TARANJA TAEKWONDO: FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY

TARANJA TAEKWONDO: FITSIDIHINA ARA-POMBA OFISIALY

Tonga nitsidika an’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA, ny delegasiona avy amin’ny Masoivohon’i Korea miasa sy monina eto Madagasikara sy ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Taekwondo, Andriamatoa RAMANANTSOA Christian, ny 12...
FESTIVAL DES RUGBYS 2023

FESTIVAL DES RUGBYS 2023

Tontosa ny 11 jona 2023, tetsy amin’ny kianja Makis Andohatapenaka ny Festival des Rugbys 2023 izay hetsika eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena hiarahana amin’ny Masoivohon’i Frantsa monina sy miasa eto...
HAZAKAZAKY NY FIRAISANKINA

HAZAKAZAKY NY FIRAISANKINA

Notanterahana ny 11 jona 2023 ny hazakazaky ny firaisankina izay tafiditra ao anatin’ny fanamarihana ny fankalazana ny fetim-pirenena. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena tamin’ny alalan’ireo...
FANKALAZANA NY ANDRO OLAIMPIKA

FANKALAZANA NY ANDRO OLAIMPIKA

Notanterahana ny 09 jona 2023 teny amin’ny sekoly  » Madagascar Swiss School », Amboanjobe ny fankalazana ny andro Olaimpika ny taona 2023 ho an’i Madagasikara. Ny Komity Olaimpika Malagasy no nikarakara izany izay nahitana fampisehona sy fifaninanana...