par Dir Com | Mai 17, 2023 | Dircom
Niompana kokoa tamin’ny fijerena ireo teknika sy ny fametrahana drafitra mamokatra hoentin’ny tanora miatrika fidinana ifotony sy famahana olana ara-piaraha-monina manoloana ireo hetsika tiana ho atao ity andro faharoa ity. Nisy ny asam-bondrona natao...
par Dir Com | Mai 16, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 15 May 2023 tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny fanolorana ireo fitaovana ara-panatanjahantena ho an’ireo atleta izay tafiditra amin’ny fanomanana ny lalaon’ny Nosy 2023. Voakasika amin’izany ny...
par Dir Com | Mai 16, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 15 may 2023, tetsy amin’ny Novotel Alarobia ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny atrikasa andinihana ny fahafahan’ny tanora hamaha ny krizy manjo ny olona aty Afrika. Natao ity forum ity entina hanampiana ny tanora sy...
par Dir Com | Mai 15, 2023 | Dircom
Nanainga ny 14 may 2023 nihazo an’i Serbie hiatrika fanomanan-tena mandritra ny 15 andro mialoha ny hiatrehany ny fiadiana ny tompondaka manerantany izay hatao any Vienne Autriche ny 30 may hatramin’ny 4 jona 2023 izao ireo delegasiona Malagasy Ankoay...
par Dir Com | Mai 15, 2023 | Dircom
Nihaona tamin’ny masoivohon’i Korea monina sy miasa eto Madagasikara, Andriamatoa SON Yongho, ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA ny faha 12 may 2023 lasa teo. Fanamafisana ny fiaraha-miasa eo amin’ny...