par Dir Com | Avr 5, 2023 | Dircom
Notanterahana ny 03 sy 04 aprily 2023 tetsy amin’ny Hotel Novotel Alarobia ny seminera mahakasika ny Baolina kitra ho an’ny vehivavy eto Madagasikara izay niarahan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Baolina kitra sy ny UEFA. Natao izany ho...
par Dir Com | Avr 3, 2023 | Dircom
Nandray ny Filohan’ny Federasiona Malagasy ny taranja Judo, Andriamatoa SAID Bruno Eric sy Ramatoa Laura RASOANAIVO, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 1 aprily 2023....
par Dir Com | Avr 3, 2023 | Dircom
Fampiratiana trano heva no nanombohana ny tapany voalohany tamin’ny lanonana fizarana mari-piofanana LIFESKILLS Fanoitra, ny 31 martsa 2023 tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina. Nanatanteraka izany fitsidihana izany sy nanokatra...