par Dir Com | Mar 30, 2023 | Dircom
Tonga nihaona tamin’Andriamatoa Minisitra André Haja RESAMPA amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Tanora azy tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo ny Filohan’ny Tily sy Mpanazava eto Madagasikara, ny 29 martsa 2023. Ny skotisma dia fikambanana...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Nihaona tamin’ireo solotenan’ny tanora sy filoham-pikambanana samihafa tao Toamasina ny Tale Jeneraly misahana ny Tanora, Ramatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, ny 24 martsa 2023. Fihaonana ho fanomanana ny fiofanana « LIFESKILLS » izay tafiditra ao...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Notanterahina ny faha 24 martsa 2023 tao amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny « RENCONTRES DE L’ANS » andiany voalohany. Ny anjara toerana, andraikitra ary ny antom-pisian’ny Académie Nationale des Sports eo amin’ny fampivoarana ny tontolon’ny...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Nandray ny Filohan’ny Federasionina Malagasy Jeu d’échecs, Andriamatoa Ramalanjaona ANDRIANANTENAINA, tao amin’ny biraony Ambohijatovo ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahatena, Andriamatoa André Haja RESAMPA, ny 24 martsa 2023. Voaresaka...
par Dir Com | Mar 28, 2023 | Dircom
Tonga nitsidika am-panajana an’ Andriamatoa Andre Haja RESAMPA, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny masoivohon’ny Japon miasa sy monina eto Madagasikara, Andriamatoa ABE Koji, ny faha 24 martsa 2023 tao Ambohijatovo. Niarahaba...