par Dir Com | Déc 7, 2022 | Dircom
Nandray ireo manam-pahaizana iraisam-pirenena 2 misahana ny taranja tolona tao amin’ny toeram-piasany ao Ambohijatovo, ny faha 06 desambra 2022 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto. Ramatoa Anne CATHERINE, mpanao...
par Dir Com | Déc 6, 2022 | Dircom
Ho fanomanana ny fandraisana ny lalaon’ny Nosy andiany faha 11 izay hotanterahana eto Madagasikara ny taona 2023 dia nanatanteraka fitsidihana ny toerana hametrahana ny biraon’ny komity mpikarakara ny lalaon’ny Nosy na ny COJI tetsy amin’ny kianja Barea...
par Dir Com | Déc 6, 2022 | Dircom
Notanterahana nandritra ny telo andro, ny faha 29 novambra hatramin’ny faha 01 desambra 2022, ny tomban’ezaka ny asa natao nandritra ny taona 2022 niarahana tamin’ny UNICEF » Section SBC na ny Social Behaviour Change ». Nandritra izany dia nisy...
par Dir Com | Déc 1, 2022 | Dircom
Nanatanteraka fidinana ifotony tany amin’ny faritra Vatovavy sy Fitovinany ny delegasionan’ny Minisitera izay notarihan-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale jeneraly misahana ny Tanora sy ireo teknisiana avy ao amin’ny UNFPA izay anisan’ny...