par Dir Com | Déc 16, 2022 | Dircom
Nanatanteraka fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena eo an-dalam-pamitana toy ny dobo filomanosana olaimpika sy ny kianja mitafo mahazaka mpijery 4.000 ao renivohim-paritry ny Boeny, ny 15 desambra 2022 ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena,...
par Dir Com | Déc 16, 2022 | Dircom
Tanterahana eto Madagasikara ny 14 hatramin’ny 16 desambra 2022 izao ny fivorian’ireo mpikambana ao amin’ny filan-kevitra iraisam-pirenena momba ny lalaon’ny Nosy eto amin’ny ranomasim-be Indiana izay fivoriana mahakasika ny fanomanana ny...
par Dir Com | Déc 14, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 12 desambra 2022 tao amin’ny IKM Antsahavola ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny Forum International de la Jeunesse et de l’Emploi Vert andiany faha-2 na ny FIJEV izay sehatra hampivondronana sy hanohanana ireo tanora misehatra...
par Dir Com | Déc 9, 2022 | Dircom
Nifarana ny 08 desambra 2022, tetsy amin’ny Académie Nationale des Sports Ampefiloha ny fiofanana ho an’ireo Atleta mpiangaly ny taranja tolona, izay niarahana tamin-dRamatoa Anne-Catherine DELUNTSCH, manam-pahaizana iraisam-pirenena amin’izany...
par Dir Com | Déc 7, 2022 | Dircom
Tonga soa an-tanindrazana ny 06 desambra 2022 ireo ekipam-pirenena Malagasy izay niatrika ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Basketball 3×3 notanterahana tany le Caire, Egypte. Miarahaba manokana ireo Atleta sy ny mpanazatra izay...