par Dir Com | Nov 15, 2022 | Dircom
Tontosa ny 14 novambra 2022 tetsy amin’ny « Chambre de Commerce et Industrie » Antaninarenina ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fankalazana ny herinandron’ny fandraharahana na ny Global Entrepreneurship Week(GEW), izay hankalazaina isan-taona...
par Dir Com | Nov 14, 2022 | Dircom
Tontosa ny 12 novambra 2022 tetsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny fampahafantarana tamin’ny fomba ofisialy ny tetikasa « Concours scolaire U15 CAF- Football féminine », ho an’ny taranja baolina kitra sokajy vehivavy, latsaka ny 15 taona izay tafiditra ao anatin’ny...
par Dir Com | Nov 14, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 11 novambra 2022 tao amin’ny domaine Ilo Andakana, Ambohidratrimo ny atrikasa izay nokarakarain’ny tetikasa MIONJO. Manana anjara toerana lehibe ny sehatry ny tanora eo amin’ny fampandrosoana ny firenena. Nandritra izany no...
par Dir Com | Nov 7, 2022 | Dircom
Notanterahina ny faha-05 sy faha-06 novambra 2022 tao amin’ny lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ireo lalao famaranana ny fiadiana izay ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Basketball. Ny MB2ALL avy eto Analamanga no nibata ny...
par Dir Com | Nov 7, 2022 | Dircom
Tontosa ny 06 novambra 2022 ny hazakazaka ara-pirahalahina na ny « Course de l’Amitié » izay niatomboka teo amin’ny Parvis Analakely, nandalo teny Behoririka ary nifarana tao amin’ny Kianja Barea Mahamasina. Hetsika izay tafiditra ao anatin’ny...