par Dir Com | Nov 28, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 27 novambra 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Manakara, Faritra Fitovinany. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA, notronin’Andriamatoa Praiminisitra NTSAY Christian ary ny Minisitry ny Tanora sy...
par Dir Com | Nov 25, 2022 | Dircom
Tanterahina eto Antananarivo, manomboka ny faha 24 hatramin’ny faha 27 novambra 2022 izao ny CHALLENGE TROPHY ZONE VII eo amin’ny taranja Handball. Firenena miisa telo no mandray anjara amin’izany, Maurice, Seychelles ary Madagasikara. Tonga...
par Dir Com | Nov 18, 2022 | Dircom
Tontosa ny 17 novambra 2022 tao amin’ny Carlton Anosy, ny lanonana ara-pomba ofisialy namoahana ireo tanora vehivavy, izay niofana amin’ny fampiroboroboana ny vehivavy eo amin’ny sehatra fahaiza-mitantana ara-demokratika, ny zon’ny maha olona...
par Dir Com | Nov 17, 2022 | Dircom
Notanterahana tao Sambava, ny faha 16 novambra 2022, ny andro faharoa nampisehoana ireo vokatry ny asa nataon’ireo tanora nandritra ny iray taona izay nanatanterahana ny tetikasa ObsMada. Tetikasa izay vatsian’ny PBF na Peace Building Fund,...
par Dir Com | Nov 16, 2022 | Dircom
Tao aorian’ny fampiofanana izay nokarakarain’ny OBS Mada ho an’ireo tanora mahakasika ny « Système d’Alerte Précoce pour la Prévention des Conflits SAP-PC na ny Rafitra fanairana hisorohana ny disadisa, dia notontosaina ao Sambava nandritra ny...