par Dir Com | Oct 11, 2022 | Dircom
Nanomboka ny 10 oktobra 2022 tao amin’ny Académie Nationale des Sports (ANS) Ampefiloha ny fiofanana mahakasika ny haitantana izay nokarakarain’ny Fitaleovana misahana ny maha-olona (Direction des Ressources Humaines) sy ny Institut National de la Jeunesse...
par Dir Com | Oct 10, 2022 | Dircom
Resy tamin’isa 3 noho 1 nanoloana ny ekipan’i Marumo Gallants avy ao Afrika atsimo ny ekipan’i Elgeco Plus nandritra ny lalao mandroso ho an’ny dingana faharoa amin’ny « Coupe de la Confédération CAF 2022 » Ny faha 15 oktobra 2022 izao no...
par Dir Com | Oct 10, 2022 | Dircom
Nosokafana ny 07 Oktobra 2022 tetsy amin’ny boulodrome Ampitatafika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Naharitra telo andro ny fifaninanana. Ny faha 08 sy 09 oktobra 2022 no nanatanterahana ny sokajy...
par Dir Com | Oct 3, 2022 | Dircom
Nitohy ny faha 30 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an’ireo Tanora avy ao amin’ny FIMPITENOTA, Fikambanan’ny Mpianatra Terak’i Nosy Be eto Antananarivo. Nahitana mpikambana lahy sy vavy miisa 22, izay mpianatra...
par Dir Com | Oct 3, 2022 | Dircom
Notanterahina ny 30 septambra 2022 tao amin’ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha ny famoahana ara-pomba ofisialy ireo mpanabe ara-panatanjahantena teo anivon’ny « Gendarmerie » izay miisa fito ambin-roa polo (27). Notolorana ny « Certificat de...