TETIKASA OBS MADA.

TETIKASA OBS MADA.

Notanterahana ny 27 oktobra 2022 teny amin’ny Ibis akorondrano ny atrikasa narahana ady hevitra nanaovana ny tomban’ezaka ary ny drafitr’asa manaraka mahakasika ny tetikasa OBS Mada. Ny tanjona amin’izany dia ny hahafan’ireo tanora manodidina ny 7...
RUGBY: FITSENANA IREO XV MAKIS LADIES

RUGBY: FITSENANA IREO XV MAKIS LADIES

Tonga soa an-tanindrazana ny delegasiona Makis vehivavy avy niatrika sy niaro ny voninahim-pirenena nandritra ny Rugby Africa Women’s Cup tany Tunisie ny 14 hatramin’ny 22 oktobra 2022. Nivoaka laharana voalohany tao amin’ny vondrona C nisy azy ireo...
HACK4PEACE 2022

HACK4PEACE 2022

Notanterahana ny 24 oktobra 2022 ny lanonana fanolorana mari-pankasitrahana ho an’ireo vondron-tanora izay nahazo ny amboara tamin’ny fifaninanana Hack4Peace sy ny YouthMobile, izay tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny « Journée des Nations Unies »...