par Dir Com | Sep 2, 2022 | Dircom
Tanterahina ny faha- 30 Aogositra ka hatramin’ny faha-04 Septambra 2022 ao Antsirabe ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an’ny tanora (JMJ) andiany faha-10. Tonga misolotena ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, mandritra izany ny Tale...
par Dir Com | Sep 1, 2022 | Dircom
Tanterahina ao Afrika Atsimo ny 31 aogositra 2022 hatramin’ny 01 septambra 2022 izao ny seminera rezionaly izay karakarain’ny Confédération Africaine de Football ( CAF) sy ny Conseil des Associations de Football en Afrique-Australe (COSAFA) mahakasika ny...