par Dir Com | Sep 16, 2022 | Dircom
Tanterahina ny faha 15 hatramin’ny 16 septambra 2022 ao amin’ny « Mining Business Center » Ivato ny fifanankalozan-kevitra « D-CLIC PRO » izay mitondra ny lohahevitra « Fahafahana mampiofana sy fampananan’asa ho an’ny tanora ary fahaiza-manao...
par Dir Com | Sep 9, 2022 | Dircom
Tonga nijery ireo atleta 6 mianadahy avy ao amin’ny CATO CLUB Bezaha ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto ny 8 septambra 2022 ary avy hatrany dia nandray ny andraikitra mahakasika ny fodian’ireto atleta izay tokony...
par Dir Com | Sep 7, 2022 | Dircom
Notanterahina ny faha 04 septambra 2022, tao Antsahatanteraka Antsirabe ny lamesa famaranana ny JMJ andiany faha 10. Tonga nanome voninahitra izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny...
par Dir Com | Sep 7, 2022 | Dircom
Ny 02 Septambra 2022 dia noraisin-dRamatoa Tsikitsiky RAZANAMASY, Tale Jeneraly misahana ny Tanora, izay nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, tao amin’ny toeram-piasany tao Ambohijatovo ireo delegasiona avy amin’ny Birao maneran-tany...
par Dir Com | Sep 2, 2022 | Dircom
Au cours des 6 dernières années, le sommet Youthconnekt Africa, organisé pour la première fois à Kigali en 2017, est devenu le plus grand rassemblement annuel d’Afrique qui relie les jeunes de tout le continent et au-delà aux influenceurs politiques, aux...