ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA

ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN’NY FANDRIAMPAHALEMANA

Ny 21 septambra 2022 no andro natokana hanamafisana ireo foto-kevitra manodidina ny fandriam-pahalemana sy ny tsy fanaovana herisetra izay notanterahana tetsy amin’ny Maison commune des Nations Unies, Andraharo. « Manorina fandriam-pahalemana, manafoana ny...
FIOFANANA MAHAKASIKA NY ALAVOLY SY NY FIALAMBOLY.

FIOFANANA MAHAKASIKA NY ALAVOLY SY NY FIALAMBOLY.

Notanterahina ny 16 septambra 2022 tetsy Ankorondrano ny fampiofanana izay natokana ho an’ireo Tanora avy ao amin’ny FIMPITENOTA, Fikambanan’ny Mpianatra Terak’i Nosy Be eto Antananarivo. Nahitana mpikambana lahy sy vavy miisa 22, izay...