par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Lalao miverina: Madagascar 🇲🇬 6 – 2 🇸🇨 Seychelles Miarahaba ny ekipam-pirenena Barea Beach Soccer tafiakatra handray anjara amin’ny CAN Beach Soccer izay hatao any Mozambique ny 21 hatramin’ny 29 oktobra 2022. Tonga...
par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Tao amin’ny Kianja mitafo Vatofotsy Antsirabe no nanatanterahana ny lanonana fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Basketball U18 sokajy zazavavy, ny 06 aogositra 2022. Tonga nanome...
par Dir Com | Août 8, 2022 | Dircom
Tontosa ny 05 aogositra 2022, tao amin’ny Lapan’ny Fanatanjahantena Mahamasina ny lanonana fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny andiany faha-20 ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika eo amin’ny taranja Basketball U18 lehilahy izay atao ny 04...
par Dir Com | Août 4, 2022 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny 03 aogositra 2022, ireo atleta Malagasy sy mpanazatra namiratra nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika teo amin’ny taranja judo sy ny fibatana...
par Dir Com | Août 3, 2022 | Dircom
Tontosa ny 01 sy 02 aogositra 2022 ny fikaonandoha nasionaly mikasika ny fanabeazana ho an’ny fanavaozana hatrany ifotony ny rafim-pampianarana misy eto Madagasikara. Hoentina hanatsarana ny fanabeazana no tanjona amin’ity atrikasa ity izay iarahanan’ireo...