AFROBASKET U18: SOKAJY LEHILAHY
MADAGASCAR 54 / 81 EGYPTE
MADAGASCAR 54 / 81 EGYPTE
Tamin’ny 17 Desambra 1999 no nankatoavina tao amin’ny fivoriamben’ny firenena mikambana ho andro iraisam-pirenena ho an’ny tanora ny faha-12 Aogositra mba:
Notanterahana tao Mahajanga ny 09 hatramin’ny faha 11 Aogositra 2022 ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo […]
Tonga nanao fitsidihana tamin’ny fomba ofisialy ny Governoran’ny faritra Boeny, Andriamatoa Mokhtar Salim ANDRIATOMANGA, sy ireo manam-pahefana isan-tsokajiny tao an-toerana toy ny Préfet ny Mahajanga,
Nandritra ny fandalovan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao Mahajanga, dia nandray ireo mpilalao baolina kitra izay mandrafitra ny ekipam-pirenena Beach Soccer ny tenany
Copyright © DSI 2025