par Dir Com | Août 31, 2022 | Dircom
Taorian’ny fikaonandoham-pirenena mahakasika ny asa sy ny fampiroboroboana ny tanora ny faha-05 sy faha-06 May 2022 lasa teo, izay nitondra lohahevitra hoe « Tanora iray asa mendrika iray » dia nanatanteraka fihaonana tamin’ireo tanora ny Observatoire de...
par Dir Com | Août 29, 2022 | Dircom
Notanterahina ny alakamisy faha 26 Aogositra 2022 tetsy amin’ny « Le Carat » Ambatofotsy, ny laha-dinika an-databatra boribory eo amin’ny fanamafisana ny haitaky eo anivon’ny Andrim-panjakana sy ny Minisitera, hahafahana mampitombo ny...
par Dir Com | Août 25, 2022 | Dircom
Noraisin’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA tao amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha ny 24 Aogositra 2022 ny ekipam-pirenena ANKOAY izay niatrika ny fiadiana ny Afrobasket U18 zazalahy sy zazavavy. Voalohany eo amin’ny tantaran’ny Basket ball U18...
par Dir Com | Août 22, 2022 | Dircom
Natao ny 20 Aogositra 2022 tao amin’ny kianja Maitre Kira Toliara, ny lanonam-panokafana amin’ny fomba ofisialy ny fifaninanana nasionaly ara-panatanjahantena iraisan’ny mpiasam-panjakana na ny ASIEF (Association Sportive Interministérielle pour...
par Dir Com | Août 16, 2022 | Dircom
Taorian’ny lalao dia nisy ny fihaonana teo amin’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto sy ireo mpikambana ao amin’ny FIBA AFRICA izay notarihan’ny Filohany, Andriamatoa Anibal Manave. Nampita ny fiarahabana an’i Madagasikara ny FIBA Africa...