TARANJA BASKET BALL: CRITÉRIUM NATIONAL

TARANJA BASKET BALL: CRITÉRIUM NATIONAL

Nosokafana ny faha 02 Jolay 2022 tamin’ny fomba ofisialy teny amin’ny kianja Ankatso ny « critérium national » ho an’ny sokajy latsaky ny 12 taona eo amin’ny taranja basket ball. Maharitra folo (10) andro ity fifaninanana ity ary mpilalao miisa...
MORONDAVA: FOKONTANY LOVOBE

MORONDAVA: FOKONTANY LOVOBE

Tsy hay ny hitazana fotsiny manoloana ny vaovao nampalahelo niseho tao amin’ny Fokontany Lovobe Morondava , izay nitrangana fanampoizinana ara-tsakafo ka nahafaty olona miisa 14 ary 54 kosa nampidirina hopitaly. Amin’ny maha Minisitra mpiahy ny Faritra...