par Dir Com | Juil 18, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 16 jolay 2022 teny amin’ny « centre de loisirs MARLIX » Anosiala Ambohidratrimo ny fifaninanana ara-pirahalahina eo amin’ny taranja tsipy kanetibe. Ambasadaoro na ny solotenany, avy amin’ny firenena sivy no tonga nandray anjara, izay...
par Dir Com | Juil 15, 2022 | Dircom
Tonga nitsidika tamin’ny fomba ofisialy an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ireo delegasionan’ny FIFA mamita iraka eto Madagasikara sy ny Federasiona Malagasy ny taranja baolina kitra (FMF), ny 14 Jolay 2022, tao Ambohijatovo. Nandritra ny...
par Dir Com | Juil 11, 2022 | Dircom
Tontosa ny 06 Jolay 2022 tao Betroka ny fitokanana tamin’ny fomba ofisialy ny « Maison des Associations Réseau Andriry Mivoatsy ». Isaorana ireo mpiara-miombon’antoka » UN PBF – Fonds pour la Consolidation de la paix » niara niasa amin’ny...
par Dir Com | Juil 6, 2022 | Dircom
Notanterahana tao Betroka nanomboka ny 01 Jolay 2022 ary naharitra efatra (4) andro ny fampiofanana mahakasika ny « Life Skills Fanoitra » na ny fahalalana fototra ho entina mahomby eo amin’ny fiainana ho an’ny Tanora. Voafidy ho distrika filamatra...
par Dir Com | Juil 6, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 04 Jolay 2022 teny amin’ny Hôtel RADISSON BLU ny fampahafantarana voalohany ny fandraisan’i Madagasikara ny Afrobasket U18. Naseho nandritra izany ny sary famantarana ity fifaninanana ity ary androany ihany koa no nampahafantarana...