par Dir Com | Juil 27, 2022 | Dircom
Noraisin’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto ny talata 26 jolay 2022 tao amin’ny toeram-piasany Ambohijatovo, ny ekipam-pirenena Barea Beach Soccer izay nitondra vokatra tsara nandritra ny lalao voalohany teo amin’ny fifanintsanana CAN Beach soccer,...
par Dir Com | Juil 25, 2022 | Dircom
Ankoatra ny fanaraha-maso ny fikarakarana ny fandraisana ny Afrobasket U18 vehivavy hatao ao Antsirabe dia nohararaotina ihany koa ny fotoana mba hitsidihana ny fotodrafitrasa ara-panatanjahantena sy nijerena ny fandrosoan’ny asa. ANTSIRABE: Kianja mitafo ao...
par Dir Com | Juil 25, 2022 | Dircom
Tafaverina eto an-tanindrazana ny 24 jolay 2022 tamin’ny 02 ora maraina ireo Judokas izay nitondra avo ny voninahim-pirenena nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, natao tany Nairobi, Kenya ny 23 sy 24 Jolay teo. Fifaninanana izay nahazoan’i...
par Dir Com | Juil 25, 2022 | Dircom
Tontosa ny 21 Jolay 2022 tao amin’ny AROTEL Antsirabe ny valan-dresaka hoan’ny mpanao gazety izay niarahana tamin’ny Federasionina Malagasy ny taranja Basketball (FMBB) sy ny Komity mpikarakara ny « AFROBASKET U18 » (COCAN) ho fanolorana...
par Dir Com | Juil 20, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 19 Jolay 2022 ny fitokanana ny kianja synthetique vaovao ao amin’ny « Santilo Club » etsy Anosizato Andrefana. Tonga nanome voninahitra izany ary nisolotena an’Andriamatoa Minisitra TINOKA Roberto, ny Tale Jeneraly misahana ny...