FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA NY BISIKILETA.

FANKALAZANA NY ANDRO IRAISAM-PIRENENA NY BISIKILETA.

Ho fankalazana ny andro iraisam-pirenena ny bisikileta, dia nisy ny hetsika nokarakarain’ny Masoivohon’ny Inde eto Madagasikara, SEM Abhay KUMAR izay niarahana tamin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena ary fikambanana tanora maro,...