par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Notontosaina ny 11 Jona 2022 tetsy amin’ny kianjan’ny Barea Mahamasina ny lalao miverina izay nifanandrinan’ ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenena Maorisy . Nisaraka ady sahala tamin’isa 01 noho 01 ity lalao ara-pirahalahina izay fanomanana sahady...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha- 10 Jona 2022 tetsy amin’ny kianja mitafon’i Mahamasina ny andro voalohany amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Boxe, izay notanterahina mandritra ny telo andro ny faha-10 hatramin’ny 12...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Tontosa ny faha-10 Jona 2022 ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja Escrime, izay notanterahina teny amin’ny kianja mitafon’ny Ankorondrano. Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy nisolotena...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
Notontosaina ny Alakamisy faha-09 Jona 2022, tetsy amin’ny kianjan’ny Elgeco Plus Stadium ny lalao ara-piralahina izay nifanandrinan’ny Barea U23 sy ny ekipam-pirenenan’i Maorisy Naharesy tamin’ny isa 2 noho 1 i Madagasikara nandritra ity...
par Dir Com | Juin 9, 2022 | Dircom
Nisy ny fihaonana teo amin’ny Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY, Tale Jeneralin’ny Fanatanjahantena sy ny Fédération Handisport ary Melvin sy ny Expert avy atsy amin’ny Nosy La Réunion. Hametraka fiaraha-miasa ara teknika hoentina hampiroboroboana ny taranja...