par Dir Com | Juin 30, 2022 | Dircom
Nifarana ny alarobia faha 29 Jona 2022 ny fihaonana eo amin’ny mpikambana eo anivon’ny Governemanta sy ny Solombavambahoaka, izay notanterahana nanomboka ny Talata faha 28 Jona 2022, teny amin’ny CCI Ivato. Tonga namaly ireo hetaheta sy fanontaniana...
par Dir Com | Juin 24, 2022 | Dircom
Notanterahana ny 23 jona 2022 tetsy amin’ny Arkadia Analakely ny fanokafana amin’ny fomba ofisialy ny ivontoerana natokana ho an’ny Makis vehivavy (Makis Ladies) ho an’ny taranja baolina lavalava lalaovin’olona fito (7). Natao izany ho...
par Dir Com | Juin 24, 2022 | Dircom
Notanterahana ny faha 21, 22 ary 23 Jona 2022, tao Antsirabe ny zaikabe rezionaly ho an’ny tanora. Tanora miisa 150 avy amin’ny faritra 11 no nanatanteraka izany hetsika izany, izay niarahana tamin’ny Catholic Relief Services (CRS). Miompana...
par Dir Com | Juin 20, 2022 | Dircom
Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ataon’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA ka tsy very anjara amin’izany ny tontolon’ny Tanora sy Fanatanjahantena. Notanterahana ny faha-17 Jona 2022 ny fitokanana amin’ny fomba ofisialy ny kianja...
par Dir Com | Juin 14, 2022 | Dircom
« Arova tsika gny olo varira fa olombelo manahaky antsika avao koa ». Io no lohateny nentina nankalazana izany. Tany amin’ny renivohi-paritra Anôsy no nankalazana ny andro iraisam-pirenena amin’ny fanentanana momba ny varira tamin’ity taona ity....