par Dir Com | Mai 31, 2022 | Dircom
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy ny faha 27 May 2022, tao Mahabo ny Tetikasa MIVOATSE izay tetik’asan’ny Filoham-pirenena Andry RAJOELINA hiarahana miasa amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena sy ireo Minisitera...
par Dir Com | Mai 27, 2022 | Dircom
Nisokatra tamin’ny fomba ofisialy ny faha -24 May 2022 ny Tetikasa MIVOATSE izay atao any amin’ny Faritra Menabe, ary haharitra sivy andro. Tetikasa tarihan’ny Fiadidiana ny Repoblika izay iarahana amin’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny...
par Dir Com | Mai 27, 2022 | Dircom
Notanterahana tany Antsiranana ny faha 18 hatramin’ny 21 May 2022 lasa teo, ny atrik’asa niarahan’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, izay notarihan’Andriamatoa RAJOHARISON Andrianina, Tale CCMAJ eto anivon’ny...
par Dir Com | Mai 23, 2022 | Dircom
Notanterahina ny 21 May 2022 ny fitokanana ny kianja manarapenitra vaovao ao Ihosy, Faritra Ihorombe. Tonga nitokana izany ny Filohan’ny Repoblika Andry RAJOELINA izay notronin’Andriamatoa TINOKA Roberto Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, ny...
par Dir Com | Mai 16, 2022 | Dircom
Tonga nanome voninahitra ny lalao famaranana teo amin’ny fifaninanana ara-panatanjahantena « Smatchin andiany faha 9 » izay andraisan’ireo mpianatra eny anivon’ny oniversite miankina sy tsy miankina amin’ny fanjakana, eo amin’ny taranja...