FIFANDRAISANA ARA-PANATANJAHANTENA SINO-MALAGASY

FIFANDRAISANA ARA-PANATANJAHANTENA SINO-MALAGASY

Ho tohin’ny fihaonana nisy teo amin’ny Minisitry Tanora sy Fanatanjahantena, Andriamatoa TINOKA Roberto sy ny Masoivohon’ny Repoblika Entim-bahoakan’i Sina, Ramatoa GUO Xiaomei izay tena nahafa-po dia nisy ny fihaonana tamin’ireo...
FIHAONANA TEO AMIN’NY ITF

FIHAONANA TEO AMIN’NY ITF

Ny faha 21 Aprily 2022, dia nisy ny fihaonana tamin’ny Tale Jeneraly misahana ny Fanatanjahantena, Ramatoa Rosa RAKOTOZAFY sy ny fikambanana mikirakira ny Taekwondo ITF, izay nisedra olana hatramin’izay eo amin’ny lafiny fitantanana. Nahita...
FIOFANANA MAHAKASIKA NY SECOURISME

FIOFANANA MAHAKASIKA NY SECOURISME

Mpiasa 150 eto anivon’ny Minisiteran’ny Tanora sy ny Fanatanjahantena no nisitraka fiofanana mahakasika ny « Secourisme », izay atao etsy amin’ny Academie Nationale des Sports Ampefiloha (ANS). Tonga nanokatra izany tamin’ny fomba ofisialy ny 20 Aprily,...