FANARENANA NY TAKAITRA NAVELAN’NY RIVO-DOZA BATSIRAI

FANARENANA NY TAKAITRA NAVELAN’NY RIVO-DOZA BATSIRAI

Araka ny toromarika avy amin’ny Filoham-pirenena, Atoa Andry RAJOELINA, mahakasika ny fijerena isam-paritra ireo voina naterakin’ny rivo-doza BATSIRAI, dia nidina avy hatrany aty Morondava, renivohim-paritra Menabe, ny Minisitrin’ny Tanora sy ny...
JEUX OLYMPIQUES D’HIVER, PEKIN 2022

JEUX OLYMPIQUES D’HIVER, PEKIN 2022

Misolo tena antsika Malagasy any amin’ny Jeux Olympiques d’hiver izay atao any Pékin, i Mialitiana Clerc sy Mathieu Neumuller. Taranja Ski Alpin no handraisan’izy mianadahy anjara mandritra ity fifaninanana iraisam-pirenena ity. Mankahery azy ireo...
FANOHANANA IREO TRA-BOINA NOHON’NY ANDRO RATSY

FANOHANANA IREO TRA-BOINA NOHON’NY ANDRO RATSY

Notolorana ny Vatsy tsinjo ireo fianakaviana tra-boina tao Toamasina noho ny voina nahazo azy ireo taorian’ny fandalovan’ny andro ratsy « ANA ». Ho fiomanana amin’ny fiatrehana ny fiavian’ny rivo-doza « Batsirai » izay manambana ny faritra maro eto...