par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Na dia teo aza ny andro ratsy dia nitohy hatrany ny fitsidiham-paritra nataon’i Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI. Tonga tao Ankazoabo, Faritra Atsimo Andrefana ny delegasiona ary nahafaly ny fandraisan’ny Solombavambahoaka sy ireo...
par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Araka ny toromarika nomen’Andriamatoa MAMOD’ALI Hawel, Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena mahakasika ny fitantanana mahomby ireo foto-drafitrasa ho an’ny fanatanjahantena, dia nanatanteraka dinika sy fiaraha-mamolavola ny paika entina hiatrehana izany ireo...
par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Nandalo tao @ faritra Ihorombe ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI. Isaorana ireo tompon’andraikitra maro samihafa teo an-toerana tamin’ny fandraisana. Nijery ireo fotodrafitrasa izy ary nanamafy ny tokony ahavitana ireo stade sy...
par Dir Com | Fév 24, 2022 | Dircom
Mitohy ny fidinana ifotony. Mandalo ao Fianarantsoa indray ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI sy ny ekipany. Tao anatin’izany dia nihaino ny hetahetan’ny mpiara-miasa, nijery ireo fotodrafitrasa mila fanamboarana. Noho izany, dia...
par Dir Com | Fév 21, 2022 | Dircom
Tao Manakara sy Vohipeno no namaranan’ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena Hawel MAMOD’ALI ny diany tamin’ny Faritra VATOVAVY sy FITOVINANY. Nijery ireo mpiara-miasa traboina, ireo fotodrafitrasa simba ary nihaona tamin’ireo Tanora ny...