VATOMANDRY: FANAMBOARANA NY TRANOBEN’NY TANORA.

VATOMANDRY: FANAMBOARANA NY TRANOBEN’NY TANORA.

Endrika vaovao no ahitana ny tranoben’ny Tanora ao Vatomandry, izay andalam-pahavitana ankehitriny. Tonga nijery izany ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena, Atoa MAMOD’ALI Hawel, ny tolakandron’ny 14 janoary, rehefa avy nitsidika ny faritra...
FITSIDIHAN’NY MINISITRA TAO MAHANORO

FITSIDIHAN’NY MINISITRA TAO MAHANORO

Taorian’ny fitsidihana ireo fotodrafitrasa ara-panatanjahantena dia nijery ny tranoben’ny tanora tao Mahanoro ihany koa ny Minisitry ny Tanora sy ny Fanatanjahantena MAMOD’ALI Hawel. Nandritra izany no nanambarany fa ho asiana fanavaozana sy hohatsaraina izany...